FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tadidio Foana fa Asa Maika ny Fitoriana!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • Ho avy mantsy ny fotoana tsy hahazakan’ny olona ny fampianarana mahasoa ka hanangonany mpampianatra ho an’ny tenany, araka izay iriny, mba handrenesany zavatra mahafinaritra ny sofiny.

  • Tadidio Foana fa Asa Maika ny Fitoriana!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • 2 Tim. 4:2-4

  • Tadidio Foana fa Asa Maika ny Fitoriana!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • Fampianarana manao ahoana no ‘mahafinaritra ny sofin’ny olona’ ankehitriny? Manintona ny olona any amin’ny tany maro ny fampianarana hoe nivoatra miandalana ny olombelona fa tsy noforonin’Andriamanitra. Mafana fo be ireo mampianatra momba azy io, ka misy vokany amin’ny fiheveran’ny olona an’Andriamanitra sy ny mpiara-belona aminy izany. Betsaka koa ny olona mino hoe tsy miraharaha antsika Andriamanitra, ka tsy tokony hiraharaha azy isika. ‘Mahafinaritra ny sofin’ny olona’ ireo hevitra ireo, satria mahatonga azy ireo hieritreritra hoe: ‘Afaka manao izay tiako aho, satria tsy misy na iza na iza hitsara ahy amin’izay ataoko.’ (Vakio ny Salamo 10:4.) Mahatonga azy ireo hatory ara-panahy anefa izany.

      6 Mahafinaritra ny olona koa ny fampianaran’ny mpitondra fivavahana hoe: ‘Tian’Andriamanitra foana ianao, na inona na inona ataonao.’ Misy koa mampianatra hoe ankasitrahan’Andriamanitra ny fombafomba ara-pivavahana, ny Lamesa sy fety ara-pivavahana, ary ny fampiasana sary masina. Mino an’izany ny olona, nefa tsy fantany fa mampidi-doza izany. (Sal. 115:4-8)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara