-
FivavahanaFandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
-
-
Heb. 10:24, 25: “Aoka koa isika hifampihevitra mba handrisika ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara, ka tsy hahafoy ny fiarahantsika mivory, toy ny sasany izay efa zatra tsy mivory, fa hifampahery kosa, indrindra fa hitanareo hoe manakaiky ny andro.” (Tsy maintsy misy fivoriana alamina àry, mba hanarahana io didy io. Mandrisika antsika hifaneho fitiavana ireo fivoriana, fa tsy hifantoka amin’ny tenantsika fotsiny.)
-
-
FivavahanaFandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
-
-
Mifandray tsara amin’Andriamanitra àry ve isika raha tsy miraharaha ny didiny, anisan’izany ny hoe tokony hiara-mivory amin’ireo mpiray finoana?—Heb. 10:24, 25.
-
-
FivavahanaFandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
-
-
Tsy mandray soa ny olona iray mamaky Baiboly, raha tsy ampihariny eo amin’ny fiainany izany. Raha mino sy mampihatra izany anefa izy, dia hiara-mivory tsy tapaka amin’ny mpanompon’Andriamanitra. (Heb. 10:24, 25)
-