-
Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao? Fizarana 2Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
4. Miezaha ho be fitiavana rehefa mampianatra ny zanakao
Tsy mora indraindray ny mampianatra ny ankizy. Inona no torohevitry ny Baiboly hanampy anao? Vakio ny Jakoba 1:19, 20, ary iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:
Ahoana no ampisehoan’ny ray aman-dreny hoe be fitiavana izy ireo rehefa miresaka amin’ny zanany?
Maninona ny ray aman-dreny no tsy tokony hanafay ny zanany raha mbola tezitra?a
-
-
Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao? Fizarana 2Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
-
-
a Ny hoe ‘manafay’, ao amin’ny Baiboly, dia mifandray amin’ny hoe manome toromarika, mitari-dalana, ary manitsy. Tsy midika mihitsy izy io hoe mampijaly.—Ohabolana 19:18.
-