-
“Nangoraka ... i Jesosy”“Andao Hanara-dia Ahy”
-
-
“Miaraha ory” amin’ny hafa
7. Inona no afaka manampy antsika mba hahay hiara-miory amin’ny olona? Ahoana no azo ampisehoana an’io toetra io?
7 Tokony hahay ‘hiara-miory’ amin’ny olona tahaka an’i Jesosy koa isika Kristianina.b Mampirisika antsika hanao izany ny Baiboly. (1 Petera 3:8) Mety tsy ho mora ny hahatakatra izay tsapan’ny olona manana aretina mitaiza na kivy be, indrindra raha mbola tsy nijaly toy izany isika. Tadidio anefa fa tsy voatery hiharan’ny zavatra manjo ny hafa isika vao hahay hiara-miory aminy. Niara-niory tamin’ny marary i Jesosy, na dia mbola tsy narary mihitsy aza.
-
-
“Nangoraka ... i Jesosy”“Andao Hanara-dia Ahy”
-
-
b Midika ara-bakiteny hoe “miara-mijaly” ny teny grika nadika hoe ‘miara-miory.’
-