FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mety hahavonjy antsika ny batisa — Amin’ny fomba ahoana?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Aprily
    • 3. Ahoana no hamintinanao ny 1 Petera 3:18-21 amin’ny fomba fiteninao manokana?

      3 Nanambara i Petera fa rehefa natsangana ho fanahy Jesosy taorian’ny nahafatesany dia nitory hafatra fanamelohana tamin’ireo fanahy ratsy tao an-tranomaizina, dia ireo demonia voatana ao amin’ny fatorana mandrakizay ho amin’ny fitsaran’ny andro lehiben’i Jehovah. Ireny demonia ireny dia niseho ho tsy mpankatò tamin’ny nitafiany vatana ara-nofo sy tamin’ny fanambadiana zanakavavin’ny olombelona “fony niandry ny fahari-pon’Andriamanitra tamin’ny andron’i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran’ny olona vitsy, dia izy valo mianaka [Noa, ny vadiny, ny zanakalahiny sy ny vadin’ireo], ka namonjena azy ny rano.”

  • Mety hahavonjy antsika ny batisa — Amin’ny fomba ahoana?
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Aprily
    • 1 Petera 3:18-21

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara