FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Manahaka An’i Jehovah ve Ianao Rehefa Miahy ny Hafa?
    Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 15 Jona
    • “Andraso ny andian’ondrin’Andriamanitra eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo, tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina, fa amim-paharisihana kosa,

  • Manahaka An’i Jehovah ve Ianao Rehefa Miahy ny Hafa?
    Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 15 Jona
    • 1 Petera 5:2,

  • Manahaka An’i Jehovah ve Ianao Rehefa Miahy ny Hafa?
    Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 15 Jona
    • Mitovy amin’ny ataon’ny mpiandry ondry tokoa ny ataon’ny anti-panahy. Tokony hikarakara an’ireo marary eo amin’ny lafiny ara-panahy izy ireo, ka hanitsy azy ireny mba hanarahany ny fitsipika marin’Andriamanitra. Anjaran’ny anti-panahy koa ny mandamina ny fivoriana sy ny asa kristianina hafa, ary manao izay hampisy filaminana eo anivon’ny fiangonana.—1 Korintianina 14:33.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara