-
Maharitra Mandrakizay ny Tenin’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—1997 | 1 Oktobra
-
-
3) Tamin’ny taonjato fahefatra am.f.i., tao amin’ny lahatsoratra latina iray, ny mpanohana ny Trinite nafana fo izaitsizy, dia toa nampiditra ny teny hoe “any an-danitra, ny Ray sy ny Teny ary ny fanahy masina; ary iray izy telo ireo”, ho toy ny hoe teny avy tao amin’ny 1 Jaona 5:7. Tena nampidirina tao amin’ny sora-tanana latina iray amin’ny Baiboly io andalan-teny io tatỳ aoriana.
-
-
Maharitra Mandrakizay ny Tenin’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—1997 | 1 Oktobra
-
-
Raha ny amin’ireo teny nasisika ao amin’ny 1 Jaona 5:7 mba hanohanana ny Trinite sy ny ao amin’ny Asan’ny Apostoly 13:2 mba hanamarinana ny Lamesa, dia tsy nanova ny atao hoe fahamarinana akory ireny. Ary nihanjahanja tanteraka ireo hosoka ireo tatỳ aoriana.
-