FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Aogositra
    • “Hofafany ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana, fa efa lasa ny zavatra taloha.”—Apokalypsy 21:4.

  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana—2006 | 15 Aogositra
    • Niresaka fahitana iray hafa, izay ho tanteraka mandritra ny Fanjakana Arivo Taonan’i Kristy Jesosy, ny apostoly Jaona ao amin’ny Apokalyspy toko 21. Amin’ny faran’ny Andro Fitsarana arivo taona anefa ilay fahitana vao ho tanteraka amin’ny fomba feno. Hiara-mitoetra amin’ny olombelona tokoa i Jehovah, amin’izay fotoana izay, satria tsy hisy mpanelanelana intsony. Ho efa natolotr’i Jesosy ny Rainy mantsy ny Fanjakana. Raisina an’ohatra anefa ilay hoe hiara-mitoetra mivantana sy maharitra amin’ny “olony” i Jehovah. Ho tanteraka amin’ny fomba feno ilay fampanantenana hoe “tsy hisy fahafatesana intsony”, rehefa ho lavorary ny olona noho izy ireo nandray soa feno avy tamin’ny sorom-panavotan’i Kristy.—Apokalypsy 21:3, 4.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara