-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Ary norefesiny koa ny mandany, ka efatra amby efapolo amby zato hakiho, araka ny fandrefesan’ny olona, izay sady fandrefesan’ny anjely koa.” (Apokalypsy 21:15-17)
-
-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
7. Nahoana no miavaka ny refin’ilay tanàna?
7 Miavaka tokoa io tanàna io! Toy ny boaty efajoro tsara izy io, ka 12 000 stadio (2 220 kilaometatra) ny manodidina azy, ary misy manda manana haavo 144 hakiho (64 metatra) manodidina azy. Tsy misy tanàna ara-bakiteny toy izany. Avo 14 heny noho ny velaran-tanin’i Israely ankehitriny izany, ary hahatratra hatrany amin’ny 560 kilaometatra any ambony tsy taka-maso any ny haavony. Famantarana no nanehoana ny Apokalypsy. Koa milaza inona momba an’i Jerosalema Vaovao àry ireo refy ireo?
8. Inona no dikan’ny hoe a) 144 hakiho ny haavon’ny mandan’ilay tanàna? b) 12 000 stadio ny refiny? d) toy ny boaty efajoro tsara ny bikany?
8 Mirefy 144 hakiho ny haavon’ny mandan’izy io. Tsy inona àry io tanàna io fa ireo 144 000, zanaka ara-panahin’Andriamanitra.
-
-
Ilay Tanàna MamirapiratraApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
a “Araka ny fandrefesan’ny olona” ilay refy, “sady fandrefesan’ny anjely koa.” Izao no mety ho hevitr’izany: olombelona ireo 144 000 tamin’ny voalohany, nefa lasa fanahy miara-miaina amin’ny anjely tatỳ aoriana.
-