FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sopima”
  • Sopima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sopima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sefofamita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mopima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sefofama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jerohama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sopima”

SOPIMA

(Sopìma).

1. Taranak’i Benjamina, angamba avy tamin’i Bela sy avy tamin’i Iry. (1Ta 7:6, 7, 12) Matoa hita ao amin’ny tetirazan’i Manase ao amin’ny 1 Tantara 7:15 ny anaran’i Sopima, dia nisy fifandraisana manokana teo amin’ireo foko roa ireo, na dia tsy fahita loatra aza izany. Antsoina hoe Mopima i Sopima ao amin’ny Genesisy 46:21. Ny mety ho anton’izany angamba dia satria mitovitovy ny litera hebreo fahiny mifanitsy amin’ny s sy m. Fomba hafa anoratana ny anarany koa ny hoe Sefofama (Sefofana), ary hita avy amin’izany fa izy no razamben’ny fianakaviamben’ny Sefofamita teo amin’ny fokon’i Benjamina.​—No 26:39; 1Ta 8:5.

2. Lehilahy voatendry hiambina ny vavahady andrefana tao amin’ny toerana masina. (1Ta 26:16) Tsara homarihina fa mitovy ny litera hebreo telo farany ao amin’ny hoe (Shoppim) sy ny litera hebreo telo farany amin’ilay teny eo alohany (beht haasoppim). Heverin’ireo manam-pahaizana momba ny Baiboly àry fa mety ho nanao fahadisoana ireo mpanao dika soratra: Mety ho voadikan’izy ireo tsy nahy indroa ireo soratra nitovy fa tsy hoe nanoratra ny anaran’i Sopima izy ireo.​—Ampit. 1Ta 26:10, 11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara