FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tantely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Tantelidia no tena resahin’ny Baiboly. Efa ela no be tantely tany Kanana satria voalaza hoe “tany tondra-dronono sy tantely” izy io. (Ek 3:8) Mafana sy be voninkazo mantsy any, ka mbola mety tsara ho an’ny andian-tantely maro. Be mpiompy tantely koa any izao. Misy 20 000 mahery ny karazan-tantely fantatra, fa ny tantely mainty (Apis mellifica syriaca) no fahita any Israely ankehitriny.

  • Tantely, Toho-tantely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Tany tondra-dronono sy tantely. Izany matetika no niantsoana an’i Palestina ao amin’ny Baiboly. Nety tsara io anarana io satria be tantely sy zava-mamy avy amin’ny voankazo tany. (Ek 3:8; Le 20:24; De 11:9; Js 5:6) Toa zava-mamy avy amin’ny voankazo ilay anisan’ny natakalo entana avy any Tyro.​—Ezk 27:2, 17; jereo TANTELY.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara