FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Andron’i Davida”
  • Andron’i Davida

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andron’i Davida
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Davida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ahinoama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpitondra Fiadiana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Saoly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Andron’i Davida”

FANAZAVANA MAHALIANA

Andron’i Davida

MPITENDRY zavamaneno sady poety no miaramila mpiady, ary mpitondra fanjakana i Davida zanak’i Jese. Ny fifandraisany tamin’Andriamanitra anefa no tena nahatonga azy halaza ao amin’ny Soratra Masina. Nilaza i Jehovah hoe: “Lehilahy sitraky ny foko izy.”​—As 13:22; 1Sa 13:14.

Mbola tovolahy kely mpiandry ondry i Davida, no nofidin’i Jehovah ho mpanjakan’ny Israely amin’ny hoavy. Natoky tanteraka an’i Jehovah izy taorian’izay, ka sahy nifanandrina tamin’i Goliata, ary namono an’io Filistinina goavam-be io. Nialona azy anefa i Saoly Mpanjaka noho izy nihanalaza. Voatery nandositra foana àry i Davida. Nandritra an’io fotoan-tsarotra teo amin’ny fiainany io izy no nanoratra salamo maro mampihetsi-po, izay mampahery an’ireo mpamaky Baiboly hatramin’izao.

Rehefa lasa mpanjaka i Davida, dia ireto avy ny zavatra niavaka nataony teo amin’ny tantaran’ny Israely: Nitariny hatrany amin’ny fetra nampanantenaina azy ny sisin-tanin’ny Israely; nentiny tany Jerosalema ny Vata misy ny fifanekena; nataony ny planin’ilay tempoly kanto ho an’i Jehovah. Tena niavaka koa ilay fifanekena nataon’i Jehovah tamin’i Davida hoe hisy taranany hanjaka mandrakizay. (2Sa 7:12-16) Noho io fifanekena io dia ho lasa mpanjakan’ny tany manontolo i Jesosy Kristy.​—Ro 1:3; Lk 1:32.

TOERANA SY TANÀNA: Andinin-teny misy azy

Adolama

1Sa 22:1-5

Betlehema

1Sa 16:1-13, 18, 19

Elaha (Lemaka Iva)

1Sa 17:2-52

En-jedy

1Sa 24:1-22

Gata

1Sa 17:4, 52; 21:10-15; 27:2-4

Gibea

1Sa 22:6-18

Horesa

1Sa 23:15-18

Jerosalema

1Sa 17:54

Karmela

1Sa 25:2-42

Keila

1Sa 23:1-13

Maona

1Sa 23:24-28; 25:2

Moaba

1Sa 22:3, 4

Noba

1Sa 21:1-9; 22:18, 19

Parana (Tany Efitra)

1Sa 25:1

Rama

1Sa 19:18-24; 28:3

Zifa (Tany Efitra)

1Sa 23:14, 15, 19-24; 26:1-25

Ziklaga

1Sa 27:5–28:2; 30:1-8, 26; 2Sa 1:1-16

[Saritany, pejy 746]

SARITANY: Tamin’i Davida Mbola Tsy Mpanjaka

TOERANA SY TANÀNA: Andinin-teny misy azy

Abela-beti-maka

2Sa 20:14-22

Amona

2Sa 10:1-14; 12:26-31

Bahorima

2Sa 3:13-16; 16:5-13

Bala-joda

2Sa 6:2-4

Bala-perazima

1Ta 14:8-12

Betlehema

1Ta 11:16-19

Gata

1Ta 18:1; 20:5-8

Gazera

2Sa 5:22-25

Geba

2Sa 5:22-25

Gesora

2Sa 3:3; 13:37, 38

Gibeona

2Sa 2:12-17; 20:8-10

Gilboa (T.)

1Ta 10:1-6

Hebrona

2Sa 2:1-4, 11; 3:2-5, 12, 20-27, 32; 4:8-12; 5:1-5; 15:7-10; 1Ta 12:23-40

Jerosalema

2Sa 5:5-10, 13-16; 11:1–12:14; 15:13-17; 1Ta 15:1–17:27; 21:16-28

Lo-debara

2Sa 9:1-5

Mahanaima

2Sa 2:8-10; 17:24-29

Maka

2Sa 10:6-8

Moaba

1Ta 18:2

Raba

2Sa 11:1, 14-25; 12:26-31

Rogelima

2Sa 19:31, 32

Tekoa

2Sa 14:1-4

Ziklaga

2Sa 1:1-16

[Saritany, pejy 746]

SARITANY: Rehefa Mpanjaka i Davida

[Sary, pejy 747]

Tany Efitr’i Joda. Tany antsefatsefa-bato sy tany amin’ireo lava-bato i Davida no niafina an’i Saoly Mpanjaka

[Sary, pejy 747]

Lalana ao amin’ny tanàna tranainin’i Hebrona. Tao Hebrona i Davida no nohosoran’ny fokon’i Joda ho mpanjaka

[Sary, pejy 747]

Tanànan’i Davida ankehitriny (eo atsimon’ny tendrombohitra nisy ny Tempoly). Tao i Davida no nanjaka 33 taona

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara