FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Miezaha Hahazo Fahendrena ary Ekeo ny Fifehezana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Septambra
    • Hazavaina ao amin’ireto teny fanokafana ny bokin’ny Ohabolana ireto ny zava-kendren’izy io: “Ny Ohabolan’i Solomona, zanak’i Davida, mpanjakan’ny Isiraely: [mba hahalalana fahendrena sy fifehezana, mba hahaiza-manavaka ireo tenin’ny fahazoana hevi-javatra, mba handraisana ny fifehezana izay manome fahaiza-mahataka-javatra, fahamarinana sy fahaiza-mitsara zavatra ary fahitsiana, mba hanomezana fahiratan-tsaina ho an’ireo mbola zaza vao, ary fahalalana sy fahaiza-misaina ho an’ny tovolahy, NW ].” — Ohabolana 1:1-4.

  • Miezaha Hahazo Fahendrena ary Ekeo ny Fifehezana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Septambra
    • Ny olona mahira-tsaina dia malina, fa tsy mora ambakaina. (Ohabolana 14:15). Mahatsinjo mialoha ny loza izy ka miomana ho amin’izany. Ary ny fahendrena dia manampy antsika hamolavola hevitra mahasoa izay hampisy zava-kendrena ny fiainantsika. Sarobidy tokoa ny fianarana ireo ohabolana ao amin’ny Baiboly, satria noraketina an-tsoratra izy ireny mba hahalalantsika fahendrena sy fifehezana. Na dia ireo mbola “zaza vao” mandinika ireo ohabolana aza, dia hahazo fahiratan-tsaina, ary ny “tovolahy” hahazo fahalalana sy fahaiza-misaina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara