FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanao Anarana Be Voninahitra ho An’ny Tenany i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • 11. a) Nahoana i Jehovah no hampihatra ‘andro famaliana’? b) Iza ireo ‘voavotra’ fahiny sy ankehitriny?

      11 Notohizin’i Jehovah ny fanazavany ny antony hanaovan’ny tenany manokana io asa io. Hoy izy: “Efa ato am-poko ny andro hamaliako, ary tonga ny taonan’ny voàvotro.” (Isaia 63:4)b I Jehovah irery no manana zo hamaly ny ratsy atao amin’ny vahoakany. (Deoteronomia 32:35) Fahiny ireo ‘voavotra’ ireo dia ny Jiosy nampijalin’ny Babylonianina. (Isaia 35:10; 43:1; 48:20) Ankehitriny kosa, dia ny sisa voahosotra izy ireo. (Apokalypsy 12:17) Navotana avy tamin’ny fahababoana ara-pivavahana, toy ny Jiosy fahiny, izy ireo. Enjehina sy toherina sahala amin’ireny Jiosy ireny koa izy ireo sy ny “ondry hafa” namany. (Jaona 10:16) Mahazo toky avy amin’ny faminanian’i Isaia àry ny Kristianina ankehitriny fa hamonjy azy ireo amin’ny fotoana voatondrony Andriamanitra.

  • Nanao Anarana Be Voninahitra ho An’ny Tenany i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • b Manondro fe-potoana mitovy ihany angamba ny hoe “taonan’ny voàvotro” sy ny hoe “andro hamaliako.” Mariho ny fomba fampiasa ireo teny ireo ao amin’ny Isaia 34:8.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara