FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanatanteraka ny Faminanian’​i Isaia i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • “Io ny mpanompoko izay nofidiko, ny malalako izay sitrako! Hampitoeriko ao aminy ny fanahiko, ary hasehony mazava amin’ireo firenena ny atao hoe rariny. Tsy hifanditra amin’olona izy, na hiantso mafy, ary tsy hisy handre ny feony eny an-dalambe. Tsy hotorotoroiny ny bararata folaka, ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetroka, mandra-pamoakany ny rariny ho mpandresy. Ny anarany tokoa no hantenain’ny firenena.”—Matio 12:18-21; Isaia 42:1-4.

  • Nanatanteraka ny Faminanian’​i Isaia i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Inona no dikan’ilay hoe “tsy hifanditra amin’olona izy, na hiantso mafy, ary tsy hisy handre ny feony eny an-dalambe”? Tsy navelan’i Jesosy “hilazalaza ny momba azy” ny olona nositraniny na ny demonia. (Marka 3:12) Mety hitabataba hiresaka momba azy ny olona eny an-dalana. Mety ho faly be hanao tatitra momba azy koa ny olona ary hiampitampita ny resaka ka hiova. Tsy tian’i Jesosy anefa raha izany no fomba ahalalana azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara