FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1986-1987
  • B14-B Ny Vola sy ny Lanjany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • B14-B Ny Vola sy ny Lanjany
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo
  • Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika Kristianina
  • Lanja sy Refy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Vola
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gera, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sekely
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
B14-B Ny Vola sy ny Lanjany

B14-B

Ny Vola sy ny Lanjany

Endrika Sary

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo

Gera (1⁄20 sekely)

0,57 g

10 gera = 1 beka

Beka

5,7 g

2 beka = 1 sekely

Pima

7,8 g

1 pima = 2⁄3 sekely

1 sekely, lanja fampiasan’ny Hebreo

Vato mizana sekely

Sekely

11,4 g

50 sekely = 1 mina

Mina

570 g

60 mina = 1 talenta

Talenta

34,2 kg

Darìka

Darìka (persianina, volamena)

8,4 g

Ezra 8:27

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika Kristianina

Leptona

Leptona (jiosy, varahina na halimo)

1⁄2 kadràna

Lioka 21:2

Kadràna

Kadràna (romanina, varahina na halimo)

2 leptona

Matio 5:26

Asariona

Asariona (romanina sy ny faritaniny, varahina na halimo)

4 kadràna

Matio 10:29

Denaria

Denaria (romanina, volafotsy)

64 kadràna

3,85 g

Matio 20:10

= Karama 1 Andro (12 ora)

Drakma

Drakma (grika, volafotsy)

3,4 g

Lioka 15:8

= Karama 1 Andro (12 ora)

Didrakma

Didrakma (grika, volafotsy)

2 drakma

6,8 g

Matio 17:24

= Karama 2 Andro

Ny tetradrakma tany Antiokia sy ny tetradrakma tany Tyro

Tetradrakma tany Antiokia

Tetradrakma tany Tyro (Sekely volafotsy tany Tyro)

Tetradrakma (grika, volafotsy; nantsoina koa hoe statera volafotsy)

4 drakma

13,6 g

Matio 17:27

= Karama 4 Andro

Drakma be dia be, 100 aminy no mitovy amin’ny 1 mina

Mina

100 drakma

340 g

Lioka 19:13

= karama 100 andro eo ho eo

Vola madinika volafotsy be dia be, mitovy amin’ny iray talenta

Talenta

60 mina

20,4 kg

Matio 18:24

Apokalypsy 16:21

= karama 20 taona eo ho eo

Tavoahangy, mahazaka zavatra milanja iray livatra, lanja fampiasan’ny Romanina

Livatra (romanina)

327 g

Jaona 12:3

‘Menaka manitra nilanja iray livatra, narda tena izy’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara