FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Statera”
  • Statera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Statera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Tyro
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tyro
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nampietry ny Fiavonavonan’i Tyro i Jehovah
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Statera”

STATERA

(statèra).

Vola madinika volafotsy nandoavan’i Jesosy sy ny apostoly Petera ny hetran’ny tempoly. Drakma efatra ny statera iray, na karama efatra andro teo ho eo tamin’izany. (Mt 17:24, 27) Io ilay tetradrakma natao tany Antiokia any Syria na tany Tyro, hoy ny manam-pahaizana maro. Mitovitovy habe amin’ny antsasa-dolara amerikanina ny tetradrakma tany Tyro. Nisy sarin’ny lohan’i Melkart andriamanitra izy io, ary tao ambadika nisy sarina voromahery eo ambony familian-tsambo, sy soratra hoe “Tyro Masina Tsy Mety Resy.” Nahitana sarin’i Aogosto Mpanjaka ny tetradrakma tany Antiokia.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara