FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanoharana Momba Ireo Mpiasa tao An-tanimboaloboka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Hoy izy: “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy iray nanana tanimboaloboka. Ary nivoaka vao maraina izy mba hanakarama olona hiasa ny tanimboalobony. Ary karama denaria iray isan’andro no nifanekeny tamin’ny mpiasa, dia nalefany nankany an-tanimboalobony izy ireo. Nivoaka indray ralehilahy tamin’ny ora fahatelo teo ho eo, ka nahita olon-kafa nijorojoro fotsiny teny an-tsena. Ary hoy izy tamin’ireo: ‘Mandehana any an-tanimboaloboka koa ianareo, dia homeko anareo izay karama ara-drariny tokony ho anareo.’ Ary lasa nandeha ireo. Dia nivoaka indray ralehilahy tamin’ny ora fahenina sy fahasivy teo ho eo, ary mbola nanao toy izany koa. Tamin’ny farany, dia nivoaka izy tamin’ny ora fahiraika ambin’ny folo teo ho eo ka nahita olon-kafa nijorojoro, ary hoy izy: ‘Nahoana ianareo no nijorojoro fotsiny teto androany tontolo?’ Dia hoy ireo taminy: ‘Satria tsy nisy nanakarama anay.’ Ary hoy ralehilahy: ‘Mandehana any an-tanimboaloboka koa ianareo.’ ”—Matio 20:1-7.

    • Nihevitra ny mpisorona sy ny mpitondra fivavahana hafa fa kely kokoa ny fanompoana ataon’ny sarambabem-bahoaka, ka toy ireo niasa tapa-potoana tao an-tanimboaloboka izy ireo. Izy ireo no toy ireo nanomboka tamin’ny “ora fahatelo teo ho eo” (9.00 maraina) sy ireo nanomboka tamin’ny ora fahenina sy fahasivy ary fahiraika ambin’ny folo (5.00 hariva).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara