FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mendrika Voninahitra sy Fanajana ny Vehivavy Kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
    • 10 Mikasika ny fisaraham-panambadiana, dia nanaovana izao fanontaniana izao i Jesosy: “Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?” Araka ny fitantaran’i Marka, dia hoy i Jesosy: “Na zovy na zovy no misao-bady [afa-tsy noho ny fijangajangana ihany] ka mampakatra vehivavy hafa, dia mijangajanga ka manala-baraka ny vadiny. Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.” (Marka 10:10-12; Matio 19:3, 9). Ireo teny nolazaina tamin’ny fomba tsotra ireo dia nampiseho fanajana ny fahamendrehan’ny vehivavy. Ahoana izany?

  • Mendrika Voninahitra sy Fanajana ny Vehivavy Kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
    • 13. Mahakasika ny fisaraham-panambadiana, ahoana no nanehoan’i Jesosy fa eo ambanin’ny rafitra kristiana, dia ho iray ihany ny fari-pitsipika ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy?

      13 Fahatelo, tamin’ilay fitenenana hoe “raha ravehivavy kosa no misaotra” dia neken’i Jesosy ny zon’ny vehivavy iray hisaotra na hisaraka amin’ny vady tsy nahatoky iray — dia fanao izay toa fantatra kanefa tsy fahita teo ambanin’ny lalàna jiosy tamin’izany andro izany.c Voalaza fa “ny vehivavy iray dia azo isarahana na sitrany izany na tsia, fa ny lehilahy iray kosa, dia raha sitrany ihany.” Araka ny voalazan’i Jesosy anefa, eo ambanin’ny rafitra kristiana, dia fari-pitsipika mitovy no hihatra amin’ny lehilahy sy ny vehivavy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara