FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nahariharin’i Jesosy ny Fahamarinan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Aogositra
    • 7. Inona avy no zava-tsarobidy nananan’i Jesosy?

      7 Nasehon’i Jesosy fa tena tia zavatra ara-panahy izy ka nanatrika fotoam-pivavahana tsy tapaka. Azo antoka fa azony tsara daholo izay reny sy novakiny tao amin’ny Soratra Hebreo, satria lavorary ny sainy. (Lioka 4:16) Nanana zava-tsarobidy hafa koa izy, dia vatana lavorary azo atao sorona ho an’ny olombelona. Nivavaka i Jesosy rehefa natao batisa, ary nety ho nieritreritra an’ilay faminaniana ao amin’ny Salamo 40:6-8.—Lioka 3:21; vakio ny Hebreo 10:5-10.a

  • Nahariharin’i Jesosy ny Fahamarinan’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana—2010 | 15 Aogositra
    • a Ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo no nampiasain’ny apostoly Paoly rehefa nanonona ny Salamo 40:6-8 izy. Misy an’izao teny izao ao: “Nanomana vatana ho ahy ianao.” Tsy misy an’ireo, ao amin’ny Soratra Hebreo fahiny fantatra hatramin’izao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara