FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Manome Voninahitra An’Andriamanitra ny “Vokatry ny Fanahy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—2011 | 15 Aprily
    • 3. a) Nahoana no manome voninahitra an’Andriamanitra ny fanehoana “ny vokatry ny fanahy”? b) Inona avy ny fanontaniana hodinihintsika?

      3 Avy amin’i Jehovah Andriamanitra ny fanahy masina, ary mampiseho taratra ny toetrany ny vokatr’io fanahy io. (Kol. 3:9, 10) Ilaintsika ny manahaka an’Andriamanitra, satria hoy i Jesosy: ‘Raha mamoa be hatrany ianareo, dia izany no anomezam-boninahitra ny Raiko.’a (Jaona 15:8) Izany no antony lehibe indrindra hanahafantsika an’i Jehovah. Rehefa “mamoa” isika ka maneho “ny vokatry ny fanahy”, dia miharihary amin’ny fomba fitenintsika sy ny zavatra ataontsika ny vokany, ka manome voninahitra an’Andriamanitra. (Mat. 5:16) Hodinihintsika izao hoe: Inona no tsy itovizan’ny vokatry ny fanahy sy ny toetran’ny olona eo amin’ny tontolon’i Satana? Inona no hanampy antsika haneho ny vokatry ny fanahy, ary nahoana izany no mety ho sarotra amintsika? Hovaliantsika ireo, eo am-pandinihana an’ireo toetra telo anisan’ny vokatry ny fanahy, dia ny fitiavana sy ny fifaliana ary ny fiadanana.

  • Manome Voninahitra An’Andriamanitra ny “Vokatry ny Fanahy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—2011 | 15 Aprily
    • a Mamoaka voa ny hoe mamoa. Ny voa vokarina tian’i Jesosy horesahina teo, dia ny “vokatry ny fanahy”, sy ny “vokatry ny molotra” atolotry ny Kristianina ho an’Andriamanitra rehefa mitory ilay Fanjakana.—Heb. 13:15.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara