FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Azia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • I Pergamosy, tany Mysia, no renivohitr’i Azia tamin’ny voalohany, fa lasa i Efesosy, tany atsimo kokoa, kosa izany nandritra ny fitondran’i Aogosto. Ny Antenimieran-doholona no nifehy ny faritanin’i Azia, tamin’ny taona 27 T.K., ka ny governoram-paritra no nitondra tao. (As 19:38) Nizara ho faritra 9 io faritany io, ary ireo indray nizara ho tanàna 44.

  • Azia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Anisan’ny tanànan’ny faritanin’i Azia resahin’ny Soratra Masina koa i Kolosia, Hierapolia, Adramytena, ary Aso.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara