FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Tsy Hisy Hamoy ny Ainareo Ianareo”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • 19 Te hanampy i Paoly ka nanangona kitay, ary nandroso izany tao anaty afo. Nisy bibilava misy poizina anefa nivoaka avy tao, ka nanaikitra azy, ary niraikitra tamin’ny tanany. Nihevitra ireo mponin’i Malta fa sazy avy amin’Andriamanitra izany.a

  • “Tsy Hisy Hamoy ny Ainareo Ianareo”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
    • a Nisy bibilava misy poizina tao Malta tamin’izany, matoa fantatry ny mponina tao io karazana bibilava io. Tsy misy azy io intsony any izao. Angamba izany vokatry ny fiovan’ny tontolo iainana nandritra ny taonjato maro, na koa lany tamingana ilay izy noho ny fitomboan’ny mponina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara