FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zeosy, Zanakalahin’i”
  • Zeosy, Zanakalahin’i

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zeosy, Zanakalahin’i
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Zeosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Malta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nivavaka Tamin’iza ny Romanina?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zeosy, Zanakalahin’i”

ZEOSY, ZANAKALAHIN’I

Dioscures na “Zanakalahin’i Zeosy” no niantsoana an’i Castor sy Pollux, kambana mirahalahy zanak’i Leda sy Zeosy (Jopitera) andriamanitra, araka ny angano grika sy romanina. Mpiaro an’ireo tantsambo, hono, izy ireo ka afaka namonjy an’ireo tantsambo notandindomin-doza teny an-dranomasina. Ilay afon’i Md. Elme (hazavana toy ny tselatra miseho indraindray eo amin’ny tendron’ny andrin-tsambo), hono, no namantarana fa teo izy ireo rehefa nisy oram-baratra. Nisy sarin’ny “Zanakalahin’i Zeosy” ny lohan’ilay sambo nandehanan’i Paoly avy tany Malta ho any Potioly, tamin’izy nentina ho any Roma. Nisy ny anaran’i Castor sy ny sariny na ny marika amantarana azy angamba teo amin’ny ilan’ilay lohan-tsambo, ary ny an’i Pollux teo amin’ny ilany.​—As 28:11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara