FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Guadeloupe
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1995
    • Ny sasany tamin’ireo izay nanatrika ireo fivoriana nataon’io antokon’olom-bitsy io dia nandray haingana ny fahamarinana. Araka izany, tamin’ny Septambra 1940, dia nanao batisa olona fito tao amin’ny Ony La Lézarde, teo akaikin’i Petit-Bourg, ny Rahalahy Winston. Nahoana anefa no tao amin’ny ony, nefa be dia be ireo moron-dranomasina mora aleha? Nihevitra ireo rahalahy fa nety kokoa izany. Tsy natao batisa tao amin’ny Ony Jordana tokoa ve ny tenan’i Jesosy? Mazava ho azy fa ny hany tena ilaina dia rano, na inona izany na inona, izay hamela ny fandrobohana.a

  • Guadeloupe
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1995
    • a Ampitahao amin’ny Asan’ny Apostoly 2:41, izay milaza ny amin’ny batisan’olona tokony ho 3 000, miharihary fa tsy tao amin’ny Ony Jordana — izay ho nitaky ny hanaovan’ireo mpilatsaka hatao batisa dia an-tongotra 30 kilaometatra nandroso — fa tao anaty dobo tao Jerosalema na teo akaikiny, kosa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara