FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lala-mitafon’i Solomona”
  • Lala-mitafon’i Solomona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lala-mitafon’i Solomona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jerosalema Tamin’ny Taonjato Voalohany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B11 Ny Tempoly Tamin’ny Taonjato Voalohany
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jerosalema sy ny Tempoly Tamin’ny Andron’i Jesosy
    ‘Jereo Ilay Tany Soa’
  • Fetin’ny Fitokanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lala-mitafon’i Solomona”

LALA-MITAFON’I SOLOMONA

Lala-mitafo naorin’i Solomona teo ambony tamboho rarivato teo amin’ny ilany atsinanan’ny tempoly, araka ny asa soratr’i Josèphe. Toa i Heroda anefa no nanorina an’ilay lala-mitafo tamin’ny taonjato voalohany. (Rakitry ny Ela Jiosy, VIII, 95-98 [iii, 9]; XX, 219-221 [ix, 7]; Ny Adin’ny Jiosy, I, 401 [xxi, 1]; V, 184-189 [v, 1]) Teo amin’ny lala-mitafon’i Solomona i Jesosy no nanontanian’ny Jiosy raha izy tokoa no Kristy, tamin’ny Fetin’ny Fitokanana taona 32, tamin’ny ririnina. (Jn 10:22-24) Mbola nankeo amin’ilay lala-mitafo ny mpianatr’i Jesosy taorian’ny niakarany tany an-danitra, mba hitory tamin’ny Jiosy.​—As 3:11; 5:12; jereo SARY, Boky Faha-2, p. 745.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara