FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 3 | Esory ao An-tsaina ny Fankahalana
    Ny Tilikambo Fiambenana (Besinimaro)—2022 | No. 1
    • Fampianaran’ny Baiboly:

      “Miovà ... ka havaozy ny sainareo mba hamantaranareo tsara ny sitrapon’Andriamanitra, izay tsara sy tena mety ary tonga lafatra.”​—ROMANINA 12:2.

      Inona no dikan’izany?

      Zava-dehibe amin’Andriamanitra izay eritreretintsika. (Jeremia 17:10) Marina hoe tsy tokony ho hita amin’izay lazaintsika na ataontsika hoe mankahala olona isika. Tsy ampy anefa izany. Manomboka ao an-tsaina sy ao am-po mantsy ny fankahalana. Tsy maintsy esorintsika ao an-tsaintsika àry izay rehetra mety hahatonga antsika hankahala olona. Amin’izay ihany isika vao ‘hiova’ sy tsy hankahala olona intsony.

  • 3 | Esory ao An-tsaina ny Fankahalana
    Ny Tilikambo Fiambenana (Besinimaro)—2022 | No. 1
    • Inona no nanampy an’i Stephen tsy hahery setra sy hankahala olona intsony? Nahasoa azy ny nandinika ny Romanina 12:2. Izao no nolazainy: ‘[Lasa] fantatro hoe mila manova ny toe-tsaiko aho. Tsy maintsy miova aho mba ho tia fihavanana sy hiaiky hoe izay mihitsy no tokony hataoko.’ Efa 40 taona mahery izao i Stephen no tsy nankahala olona intsony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara