FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Balan’i Peora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Nandefa loza tamin’ireo Israelita àry i Jehovah, ka an’arivony no maty. Toa tsy mitovy anefa ny isa resahin’ny Nomery 25:9 sy ny 1 Korintianina 10:8, ka misy manontany hoe firy marina no matin’ilay loza. Toa 23 000 no matin’ilay loza teo no ho eo, fa 1000 kosa ireo “lohandohany” na mpitarika novonoin’ny mpitsaran’ny Israely. Nahantona ny fatiny avy eo, mba ho hitan’ny rehetra.​—No 25:4, 5; jereo BALA No. 7.

  • Fijangajangana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Rehefa tsy nahavita nanozona an’ireo Israelita tamin’ny sikidiny i Balama mpaminany tia vola, dia nahita fomba hafa izy mba hahatonga ny Israely tsy hankasitrahan’Andriamanitra intsony. Nataony izay hanairana ny fanirian-dratsy hanao firaisana tao amin’izy ireo. Nampirisika an’ireo vehivavy moabita izy mba hitaona ny Israelita hivavaka tamin’i Balan’i Peora (fivavahana tamin’ny sarina filahiana). Israelita 24 000 no maty noho izany.​—No 25:1-9; 1Ko 10:8 (azo inoana fa ireo 1000 lahy lohandohany rehetra teo amin’ny vahoaka izay novonoina sy nahantona [No 25:4], niampy an’ireo ambiny izay naringana tamin’ny sabatra na loza).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara