FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ahoana no Hanampiana An’ireo Tratran’ny Aretin-tsaina?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Besinimaro)—2023 | No. 1
    • Miezaha “hampahery.”​—1 TESALONIANINA 5:14.

      Mety hitebiteby be na hahatsiaro tena ho tsy misy vidiny ny namanao. Omeo toky àry izy hoe miahy azy ianao. Hampionona sy hampahery azy izany, na dia tsy tena hitanao aza izay hotenenina.

  • Ahoana no Hanampiana An’ireo Tratran’ny Aretin-tsaina?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Besinimaro)—2023 | No. 1
    • ‘Manàna faharetana.’​—1 TESALONIANINA 5:14.

      Mety tsy te hiresaka ilay namanao indraindray. Omeo toky anefa izy hoe ho faly hihaino azy foana ianao rehefa te hiresaka izy. Mety hilaza na hanao zavatra mandratra ny fonao izy noho ilay aretiny, ohatra hoe lasa kizitina, na tsy tonga tampoka amin’ilay fotoananareo. Manàna faharetana ary miezaha hahazo an’izay manjo azy rehefa manampy azy ianao.​—Ohabolana 18:24.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara