FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Onesiforosy”
  • Onesiforosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Onesiforosy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Onesiforosy — Mpampionona Be Herim-po
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
    2024-2025 Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra Miaraka Amin’ny Solontenan’ny Sampana
  • Timoty, Taratasy ho An’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Aza Avela Hisy Hampisaraka Anao Amin’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Onesiforosy”

ONESIFOROSY

(Ônesifôrôsy) [Mpitondra Soa].

Kristianina noresahin’i Paoly ao amin’ny 2 Timoty 4:19. Nandao an’i Paoly ny Kristianina hafa tany amin’ny faritr’i Azia, fa i Onesiforosy kosa nanohana azy foana, sady nikaroka azy mafy rehefa tany Roma, na dia mety ho nampidi-doza aza izany. Tsy nahamenatra an’i Onesiforosy ny hoe nigadra i Paoly fa nanampy azy kosa izy, toy ny nataony tany Efesosy. Tena nankasitraka ny tsy fivadihany i Paoly, ary nivavaka mba hiantran’i Jehovah azy sy ny ankohonany.​—2Ti 1:15-18.

Misy milaza fa efa maty i Onesiforosy, matoa ny ankohonany, fa tsy izy, no nataon’i Paoly mampamangy. (2Ti 4:19) Mety ho marina izany na tsia. Tsy niaraka tamin’ny fianakaviany fotsiny angamba izy tamin’izay, na koa nataon’i Paoly mampamangy niaraka tamin’ny ankohonany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara