FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwif lahatsoratra 1
  • Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany (Isaky ny Tany)

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany (Isaky ny Tany)
  • Gadraina Noho ny Finoany
Gadraina Noho ny Finoany
ijwif lahatsoratra 1
Gadra entina any am-ponja ary misy rojo vy ny tanany

Vavolombelon’i Jehovah Gadraina Noho ny Finoany (Isaky ny Tany)

Vavolombelon’i Jehovah gadraina noho ny finoany (Mey 2025)

TANY

ISA

ANTONY

Crimée

14

  • Asa ara-pivavahana

Érythrée

64

  • Resaka feon’ny fieritreretana

  • Asa ara-pivavahana

  • Tsy fantatra

Rosia

156

  • Asa ara-pivavahana

Singapour

8

  • Resaka feon’ny fieritreretana

Korea Atsimo

1

  • Resaka feon’ny fieritreretana

Ukraine

7

  • Resaka feon’ny fieritreretana

Tany Hafa

7 mahery

  • Asa ara-pivavahana

Tontaliny

257 mahery

Milaza ny Andininy Faha-18 amin’ny Fifanarahana Iraisam-pirenena Momba ny Zo Sivily sy Politikaa fa anisan’ny zo fototra ananan’ny olona ny “zo haneho hevitra sy hanaraka ny feon’ny fieritreretana ary hanana fivavahana.” Tsy avela mampiasa an’izany zony izany anefa ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny tany sasany, fa gadraina tsy ara-drariny ary misy aza ampijalina mihitsy. Nosamborina ny ankamaroan’ireo migadra ireo satria fotsiny hoe manaraka ny fivavahany. Ny hafa kosa nosamborina satria tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.

a Jereo koa ny Andininy Faha-18 amin’ny Fanambarana Iraisam-pirenena Momba ny Zon’olombelona, sy ny Andininy Faha-9 amin’ny Fifanarahana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara