3-A
Tabilao: Ireo Mpaminany sy Mpanjaka tao Joda sy Israely (Fizarana 1)
Endrika Sary
Mpanjakan’ireo Foko Roan’i Joda, Tany Atsimo
997 T.K.
Rehoboama: 17 taona
980
Abia (Abiama): 3 taona
978
Asa: 41 taona
937
Josafata: 25 taona
913
Jehorama: 8 taona
906 t.
Ahazia: 1 taona
905 t.
Atalia Mpanjakavavy: 6 taona
898
Joasy: 40 taona
858
Amazia: 29 taona
829
Ozia (Azaria): 52 taona
Mpanjakan’ireo Foko Folon’ny Israely, Tany Avaratra
997 T.K.
Jeroboama: 22 taona
976 t.
Nadaba: 2 taona
975 t.
Basa: 24 taona
952 t.
Elaha: 2 taona
Zimry: 7 andro (951 t.)
Omry sy Tibny: 4 taona
947 t.
Omry (irery): 8 taona
940 t.
Ahaba: 22 taona
920 t.
Ahazia: 2 taona
917 t.
Jehorama: 12 taona
905 t.
Jeho: 28 taona
876
Joahaza: 14 taona
862 t.
Joahaza sy Joasy: 3 taona
859 t.
Joasy (irery): 16 taona
844 t.
Jeroboama II: 41 taona
Mpaminany
Joela
Elia
Elisa
Jona
Amosa