3-B
Tabilao: Ireo Mpaminany sy Mpanjaka tao Joda sy Israely (Fizarana 2)
Ireo Mpanjaka Tany Atsimo (Tohiny)
777 T.K.
Jotama: 16 taona
762
Ahaza: 16 taona
746
Hezekia: 29 taona
716
Manase: 55 taona
661
Amona: 2 taona
659
Josia: 31 taona
628
Joahaza: 3 volana
Joiakima: 11 taona
618
Joiakina: 3 volana sy 10 andro
617
Zedekia: 11 taona
607
Noravan’ny tafik’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, i Jerosalema sy ny tempoliny. Resy i Zedekia, mpanjaka farany tamin’ny taranak’i Davida teto an-tany
Ireo Mpanjaka Tany Avaratra (Tohiny)
803 T.K. t.
Zakaria: Enim-bolana ihany no voalaza hoe nanjakany
Efa nanomboka nanjaka ihany i Zakaria, saingy tamin’ny 792 t. vao tena lasany tanteraka ny fanjakana
791 t.
Saloma: 1 volana
Menahema: 10 taona
780 t.
Pekahia: 2 taona
778 t.
Peka: 20 taona
758 t.
Hosea: 9 taona, nanomboka 748 t.
748 t.
Angamba tamin’ny 748 t. vao niorina tsara ny fanjakan’i Hosea, na koa tamin’izay vao nanohana azy i Tiglato-pilesera III, mpanjaka asyrianina
740
Nanafika an’i Samaria i Asyria, ary nifehy an’i Israely. Rava ny fanjakan’ireo foko folon’ny Israely tany avaratra
Mpaminany
Isaia
Mika
Zefania
Jeremia
Nahoma
Habakoka
Daniela
Ezekiela
Obadia
Hosea