FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 130
  • Ilay Fanompoana Mahafaly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ilay Fanompoana Mahafaly
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Mandraisa Anjara Feno Amin’ilay Asa Fijinjana Lehibe
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Ry Mpanjaka Mandrakizay, Hamasino ny Anaranao!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Sambatra ny Mamindra Fo!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mahita Fahasambarana Amin’ny Fanompoana ny Kristianina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 130

Hira 130

Ilay Fanompoana Mahafaly

(Salamo 32:11)

1. Mifalia manompo an’i Jehovah,

Atolory azy ’zay tsara indrindra.

Izay vitantsika dia kely tokoa,

Nefa tiany satria vokatry ny fo.

2. Be dia be ny asa miandry antsika,

Maro ny mpitory mbola ilaina.

Masina tokoa ny fanompoantsika,

Ahazoana fitahiana tondraka.

3. Na eo aza ’reo mandà ny marina,

Isika matoky an’i Jehovah.

Fantatsika fa ‘tsy mba mandainga izy’,

Ka torintsika foana ny Teniny.

4. Mifalia hatrany ary mitoria.

Ambarao ilay Fanjakan’i Kristy,

Mba ho voninahitr’i Jehovah Ray.

Izy no deraintsika mandrakizay.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara