FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 78
  • Aoka Isika Hiteny ny “Fiteny Madio”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aoka Isika Hiteny ny “Fiteny Madio”
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Fiteny Madio Iray Ho An’ny Firenena Rehetra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Hainao Tsara ve ny Miteny ny “Fiteny Madio”?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Miraisa hina noho ny Fiteny Madio
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Mitenena ny Fiteny Madio ary Aoka Ianao ho Velona Mandrakizay
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 78

Hira 78

Aoka Isika Hiteny ny “Fiteny Madio”

(Zefania 3:9)

1. Ny “fiteny madio” mampiray tokoa

Ny mpanompon’i Jehovah,

Mampifaly fo sy mampifankatia,

Mandrisika hiasa tsara.

2. Jehovah mampianatra io fiteny io

An’ireo manetry tena.

Koa ireo mahay an’ilay fiteny

No mampianatra ny hafa.

3. Tsy maintsy mifady ny toetra ratsy

’Reo tia an’ilay fiteny.

Ny lalan’i Jehovah izorany,

’Ty tontolo ity ialany.

4. Aok’ isika rehetra hiray saina,

Hanompo an’i Jehovah.

Koa ampiasao ilay “fiteny madio”,

Torio ilay Fanjakana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara