FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 83
  • Ny Fifalian’i Ziona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fifalian’i Ziona
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ziona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Firenena Masin’i Jehovah
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Tahio ny Fifankatiavanay
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • “Anaram-baovao”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 83

Hira 83

Ny Fifalian’i Ziona

(Isaia 66:8)

1. Jereo ’lay firenena

Izay vao teraka,

Firenen’i Jehovah;

Ho faly ny olona.

’Lay Ziona any ambony

Efa niteraka

Zanakalahy maro

Midera an’i Jah.

(Averina isan’andininy)

2. Io firenem-baovao io

Manampy ny ondry,

Ny asan’i Jehovah

Ataony hatrany.

’Nareo zanak’i Ziona,

Maneke ny Teny,

Manàna fahasahiana,

Mazotoa mitory.

(Averina isan’andininy)

3. Angonin’i Jehovah

Ireo ondry hafa,

’Zay tena sarobidy

Sy tsy mivadika.

Tombontsoa ho azy ’reo

Ny midera an’i Jah.

Faly izy ’reo manompo

An’Andriamanitra.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Koa mifalia, ry zanak’ i Ziona,

Fa lehibe ny fitiavan’i Jah!

Koa mitoria, ampio ny olona

Hanatona ny fandaminana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara