FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 126
  • Torio ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Torio ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Manomboka Manjaka i Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Manomboka Manjaka i Jehovah
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Hirao ny Hiran’ilay Fanjakana Mahafaly
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Aoka Isika Handeha Amin’ny Anaran’Andriamanitsika
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 126

Hira 126

Torio ny Fahamarinana Momba Ilay Fanjakana

(Matio 10:7)

1. Tiantsika ny fahamarinana,

Mahafaly ny mpandefitra.

Torintsika ’lay Fanjakana,

Ka isika tsy matahotra.

2. Entintsika isan-trano koa

Ilay vaovao tsara mahasoa;

Ka ny hery omen’ny Tompo,

Mahatonga antsika hazoto.

3. Fitahiana ny fitoriana,

Hifaly ’reo ampahorina.

Rehefa tonga ’lay Fanjakana,

Dia ho foana ny fijaliana.

4. Torintsika maneran-tany

Fa efa manjaka i Kristy.

Notendren’i Jehovah izy

Hanamasina ny anarany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara