FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 54
  • Tsy Maintsy Masina Isika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Maintsy Masina Isika
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Fahamasinana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Inona no Dikan’ny hoe Masina?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • “Masina, Masina, Masina i Jehovah”
    Manatòna An’i Jehovah
  • “Aoka ho Masina Ianareo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 54

Hira 54

Tsy Maintsy Masina Isika

(1 Petera 1:15, 16)

1. Ho masina isika, hoy Jehovah,

Satria nodiovin’ny ran’i Kristy.

Aoka àry ’sika hanetry tena,

Sy ho hita fa madio hatrany.

2. Ny “vahoaka be” sy ny “ondry vitsy”,

Voatokana ho an’i Jehovah.

Tandremantsika ireo lalàny,

Madio ny fitondran-tenantsika.

3. Jehovah manadio ny vahoakany,

Izany dia mahatalanjona.

Mitombo foana ny hazavany;

Isika tsy hiverin-dalana.

4. Aoka àry ’sika handroso hatrany,

Ho masina toa an’i Jehovah.

Ampifalio sy derao izy,

Satria mahatoky sy marina.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara