FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 143
  • Miandania Amin’i Jehovah!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miandania Amin’i Jehovah!
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Miandania Amin’i Jehovah!
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Miandania Amin’i Jehovah!
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Banjino ny Fiainana Mandrakizay!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Jehovah, Herinay sy Tanjakay
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 143

Hira 143

Miandania Amin’i Jehovah!

(Eksodosy 32:26)

1. Fahiny ’sika dia voafitaka

Noho ny fampianarana sandoka;

Nefa rentsika ny vaovao tsara,

Ka faly ny fontsika (fontsika).

(Averina isan’andininy)

2. Hanompo an’i Jehovah isika,

Hampiely ny fahamarinana,

Hanampy ny rahalahintsika

Hidera an’i Jehovah (Jehovah).

(Averina isan’andininy)

3. Tsy atahorantsika mihitsy

Ireo fanoheran’ny Devoly;

Na maro aza ireo olony,

Jehovah dia mahery (mahery).

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Jehovah no miaro

Ny mpanompony.

Koa aoka isika

Hiandany aminy.

Ambarao hatrany

Ny fiadanana.

Ilay Fanjakany

Tsy hifarana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara