FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 200
  • Famantarana ny Mpianatr’i Kristy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famantarana ny Mpianatr’i Kristy
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Toetra Faran’izay Tsara ny Fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Aoka Hampiorina Anao ny Fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • “Miezaha Foana Haneho Fitiavana”
    Manatòna An’i Jehovah
  • “Andriamanitra dia Fitiavana”
    Mihirà ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 200

Hira 200

Famantarana ny Mpianatr’i Kristy

(Jaona 13:34, 35)

1. Ny fifankatiavana

No ahafantarana

Ny Kristianina marina,

Dia ’reo tena mpianatra.

Kristy no modeliny,

Izy ’reo mifankatia,

Ka mahafoy ny fiainany

Ho an’ny sakaizany.

2. Ny tena fitiavana,

Tsy manavakavaka,

Tsotra sy tsy mialona,

Manasoa ny olona,

Tsy mitady tombony,

Fa manampy hatrany.

Io ’lay didy vaovao

Nomen’i Kristy anao.

3. Koa miezaha haneho fitia

Sy hanampy ’reo nania,

Ka hifantoka amin’ny

Toetra tsara ananany.

Hitan’ny olon-drehetra

Fa mifankatia ’sika.

Tia antsika Jehovah.

Izy dia “fitiavana.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara