FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 14
  • “Mifalia Ianareo Hafa Firenena”!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Mifalia Ianareo Hafa Firenena”!
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Tanora mampifaly ny fon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 14

Hira 14

“Mifalia Ianareo Hafa Firenena”!

(Romanina 15:10)

1. Mifalia, ry hafa firenena,

Noho ’lay Fanjakana!

Manjaka ao Ziona i Jesosy;

Mifalia, ry olona!

Ireo mpitondra eto an-tany

Efa haringana.

Mifalia, ry hafa firenena!

Kristy no Mpanjaka.

2. Mifalia, ry hafa firenena!

Ho foana ny ratsy.

Akaiky Hara-magedona;

Mifalia, ry tany!

Ny olona manompo sampy,

Mandà an’i Kristy.

Hitondra ny fiadanana izy,

Hobio ny anarany.

3. Mifalia, ry hafa firenena!

Lazao isan-trano

Ilay Fanjakan’i Jehovah;

Torio ny vaovao soa.

Tia rariny sy hendry Kristy,

Maneho fitiavana.

Mifalia, ry hafa firenena!

Tompoy i Jehovah.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara