FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 191
  • Ataovy Fomba Fiainanao ny Fahamarinana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ataovy Fomba Fiainanao ny Fahamarinana
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Raiso Am-po ny Fahamarinana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Raiso ao Am-ponao ny Fahamarinana
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • “Handeha Amin’ny Fahamarinanao Aho”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Aza “Miala Amin’ny Fahamarinana Mihitsy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 191

Hira 191

Ataovy Fomba Fiainanao ny Fahamarinana

(2 Korintianina 4:2)

1. Ny fomba fiaina tena tsara indrindra

Dia ny fahamarinana.

’Reo tia manome sy manampy ny hafa,

Hahita fahasambarana.

Io no marina,

Hatanjaho ny finoana.

Hatsarao ny fomba fiainanao,

Ekeo ny fahamarinana.

2. Hankahala anao izao tontolo izao,

Satria ianao tia an’i Jah.

Tsy mora anefa ny safidy ataonao,

Ary ho gaga ny olona.

Io no marina,

Manatòna an’i Jah.

Halaviro ’zao tontolo izao,

Ekeo ny fahamarinana.

3. Satana tokoa dia hamitaka foana,

Fa handresy azy ianao;

Ka ny finoana, izay toy ny ampinga,

No fiadiana hiaro anao.

Io no marina,

Ka tohero Satana.

Tafio ny fiadian’i Jehovah,

Ekeo ny fahamarinana.

4. Mahery tokoa ny fanirian’ny nofo

Sy ny famitahan’ny fo.

Tohero ireo, fa i Jehovah Tompo

Hampahery anao ihany koa.

Io no marina,

Reseo ny fakam-panahy.

Mifeheza tena hatrany,

Ekeo ny fahamarinana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara