FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w86 15/7 p. 32
  • Tahirin-kevitra be dia be

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tahirin-kevitra be dia be
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
w86 15/7 p. 32

Tahirin-kevitra be dia be

Izany no atolotry ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-vous! raha inoana ny tenin’ny sasany amin’ireo mpamaky azy.

Naneho ny fihetseham-pony sy ny an’ny fianakaviany ny mponina iray any Philippine ka nanoratra izao manaraka izao ho an’ny Fikambanana Watch Tower mba hisaorana azy noho ny nandefasany gazety tranainy vitsivitsy ho azy:

“Sahala amin’ny tsirairay avy amin’ny fanontana, izy ireo dia loharanom-panazavana. Tsy vitan’ny hoe manazava antsika ny amin’ny raharaha ara-pivavahana izy ireny, fa mamelabelatra koa raharaha ara-tsiansa, ara-pitsaboana, ara-tantara, ara-politika sy ara-pitenenana. Ny tsirairay avy amin’ny nomerao dia mirakitra lahatsoratra mahakasika antsika indrindra.

“Ho tiako koa ny hilaza aminareo fa natambatray ireo nomerao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy ny Réveillez-vous! voarainay hatramin’izao. Miseho ho boky telo izy ireo izao ary manana ny toerany ao amin’ny fitehirizam-bokinay. Boky fakàn-kevitra tsara dia tsara ireo, izay ampiasainay matetika mba hahitana torohevitra sy fanipazan-kevitra mahasoa.”

Ianao koa dia afaka mandray Ny Tilikambo Fiambenana sy ny Réveillez-vous! ao an-tranonao, amin’ny alalan’ny paositra. 13 400 FMG no halohanao mba handefasana ireo gazety ireo any aminao (amin’ny fiaramanidina) mandritra ny herintaona (ka nomerao efatra isam-bolana).

Aza fady mba anaovy famandrihana herintaona amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-vous! aho!. Ampiarahiko amin’ity ny vola 13 400 FMG ho amin’ny nomerao 48. (Raha monina any ivelan’i Frantsa ianao, dia manatòna ny sampana ao amin’ny taninao.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara