FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fivadiham-pinoana
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
    • Joba 13:16: “Tsy hisy mpivadi-pinoana ho tafiditra eo [anatrehan’Andriamanitra].”

      Heb. 6:4-6: “Izay olona efa nohazavaina indray mandeha monja, sy efa nanandrana ny fanomezana maimaim-poana avy any an-danitra, sy efa anisan’ny nahazo ny fanahy masina, ary efa nanandrana ny teny tsaran’Andriamanitra sy ny herin’ilay tontolo ho avy, kanefa nihemotra [“nivadika”, Kat.], dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana, satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.”

  • Fivavahana
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
    • Fivavahana

      Famaritana: Fanajana sy fanompoana Andriamanitra iray na andriamanitra maro. Anisan’ny fivavahana ny toe-tsaina sy finoana ary fombafomba ataon’ny olona iray na olona maro mitovy finoana. Misy koa manao olona, na zavatra, na faniriana, na hery ho andriamanitra. Mifototra amin’ny fandinihana ny natiora ny fivavahana maro. Misy ny fivavahana marina sy fivavahan-diso.

      Nahoana no misy fivavahana maro be?

      Hita tamin’ny fandinihana iray fa misy 19 ireo fivavahana lehibe, ary mizarazara ho antokom-pivavahana 37 000 ireo fivavahana milaza azy ho Kristianina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara