FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 51
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ampifalio ny Fon’i Jehovah
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Tanora mampifaly ny fon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
  • Hoatran’ny Ahoana Moa?
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 51

Hira 51

Ampifalio ny Fon’i Jehovah

(Ohabolana 27:11)

1. Efa nivoady izahay

Teo anatrehanao Rainay,

Ny hanao ny sitraponao

Sy hampifaly ny fonao.

2. Tsy hiala aminao ’zahay;

’Reo didinao tena tianay.

Ho fantatry ny rehetra

Fa Satana dia mpandainga.

3. Ny “mpanompo mahatoky”

Manampy anay ho hendry,

Sady mampahery anay

Hanao hatrany ny asanay.

4. Omeo fanahy masina

’Zahay mba tsy hivadika,

Hidera ny anaranao,

Ka hampifaly ny fonao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara