FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 210
  • ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha ho Be Fitiavana Kokoa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
  • ‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Aoka Ianao Hihevitra ny Tenanao ho toy ny “Kely Indrindra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Aoka Hampiorina Anao ny Fitiavana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 210

Hira 210

‘Fantaro Tsara Izay Zava-dehibe Kokoa’

(Filipianina 1:10)

1. Ny fitiavantsika dia ho

An’i Jehovah,

Fa zava-dehibe tokoa

Ny fitiavana.

Aok’ isika hifankatia, ho tia rariny,

Ary hanao ny marina,

Hiezaka tsy hanan-tsiny,

Hazoto hiasa ho an’i Jah.

2. Ilaintsika ihany koa ny

Mankasitraka

Sy mankatò amin’ny fo,

Ka tsy mivadika.

Aok’ isika hihavana amin’ny olona,

Hitory ’lay Fanjakana,

Hanao soa, hanampy ny hafa

sy tsy hanafintohina.

3. Iezahantsika ny ho tsara

Fitondrantena,

Hanetry tena, ka hihai-

no torohevitra.

Aok’ isika hankalaza an’i Jehovah,

Ho tia ny fahamarinana.

Miezaha hamantatra i-

reo zava-dehibe indrindra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara