FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 163
  • Ny Vokatry ny Fanahy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Vokatry ny Fanahy
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Manàna Fahari-po
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2020
  • ‘Mandeha Araka ny Fanahy’ Foana ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Manaiky Hotarihin’ny Fanahy Masina ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 163

Hira 163

Ny Vokatry ny Fanahy

(Galatianina 5:22, 23)

1. Isika tsy maintsy maneho

Ireo vokatry ny fanahy.

Handray fitahiana isika,

Ka hidera an’i Jehovah.

Amin’ny fotoana rehetra,

Asehoy ny fitiavanao.

Ilainao koa ny fifaliana,

Hahatoky foana ianao.

2. Arovy ny fiadanantsika,

’Zay mampiray saina tokoa.

Tsy ho mora tezitra isika,

Raha maneho fahari-po.

Mihaino antsika ny hafa

Noho ny hatsaram-panahy.

Manosika antsika hitory

Ny hatsaran-toetrantsika.

3. Ny finoana dia mampahery,

Mampahazoto miasa tokoa.

Ilaina ny fahalemem-panahy,

Mampisinda ny lolompo.

Manàna fifehezan-tena

Mba hankasitrahan’i Jah.

Aoka hotafintsika foana

Ireo vokatry ny fanahy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara