FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ssb hira 134
  • ‘Aoka Isika Hitomban-dahy Hatrany’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Aoka Isika Hitomban-dahy Hatrany’
  • Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Reseo Izao Tontolo Izao
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Hiram-pandresena
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Avia Hirao Ilay Fanjakana!
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Andao Hihira Momba Ilay Fanjakana!
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
Ssb hira 134

Hira 134

‘Aoka Isika Hitomban-dahy Hatrany’

(1 Korintianina 16:13)

1. “Indro ny lehilahy!”, hoy Pilato.

Kristy no modely arahintsika.

Izy tsy mba resin’i Satana,

Feno fahasahiana, tsy nivadika.

2. Kristy Tompo no tahafintsika,

Aza mety kivy na matahotra.

Efa akaiky Hara-magedona,

Koa aoka isika mba hitomban-dahy.

3. Ilaintsika ny fahasahiana.

Ilay Fanjakana, torio hatrany.

Mazotoa amin’ny fanompoana,

Satria manakaiky ’zao ny farany.

4. ’Zay rehetra tia an’i Jehovah,

Dia manaiky an’i Kristy Mpanjaka.

Tsy ho ela ny fandresentsika,

Aoka tsy ho kivy fa hitomban-dahy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara