FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 7
  • “Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Apetraho Amin’i Jehovah Mandrakariva ny Entanao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Inona no Hanampy Anao Handresy ny Adin-tsaina?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • “Andriamanitra no Mpanampy Ahy”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 52-59

“Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”

Be dia be ny zavatra nahakivy efa niainan’i Davida. Ireto avy no efa niaretany, tamin’izy nanoratra ny Salamo 55:

  • Goliata sy ny mpanompony

    Nisy naneso sy nanambany

  • Davida miondrika mba tsy ho voan’ny lefona

    Nenjehin’ny fahavalo

  • Davida enjehin’ny eritreriny

    Nenjehin’ny eritreritra

  • Batseba malahelo be

    Olana tao amin’ny fianakaviana

  • Davida marary eo am-pandriana

    Narary mafy

  • Davida misy mamadika

    Nisy namadika

Vitan’i Davida foana anefa ny niaritra, na faran’izay mafy aza ny nanjo azy. Izao koa no toroheviny ho an’izay miaritra ny mafy: “Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao.”

Ahoana no hampiharantsika an’izany?

55:22

Davida mivavaka
  1. Mivavaha amin’i Jehovah ka lazao azy daholo izay olana mahazo anao na izay mampiady saina anao

  2. Mitadiava fanampiana sy torohevitra ao amin’ny Tenin’i Jehovah sy ao amin’ny zavatra avoakan’ny fandaminana

  3. Ataovy izay azonao atao mba hamahana an’ilay olana, nefa araho foana ny toro lalan’ny Baiboly

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara