FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Desambra p. 2
  • Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Notoherina i Saoly Satria Nitory
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Nahita Hazavana Lehibe Ilay Mpanenjika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • Nifidy An’i Saoly i Jesosy
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • “Nilamina ny Fiangonana”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Desambra p. 2
Saoly mianjera amin’ny tany rehefa tratran’ny hazavana manjelanjelatra avy any an-danitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 9-11

Lasa Mpitory Nafana Fo Nefa Nanenjika Be Taloha

9:15, 16, 20-22

Niavaka i Saoly fa tsy hoatran’ny olona sasany. Tonga dia nampihatra an’izay nianarany mantsy izy. Nahoana izy no nahavita an’izany? Tsy nanaiky ho resin’ny tahotra olona izy fa niezaka nampifaly an’Andriamanitra. Tena faly koa izy hoe namindra fo taminy i Kristy. Ary ianao? Mety hoe mianatra Baiboly ianao fa mbola tsy vita batisa. Vonona hanahaka an’i Saoly ve ianao ka hampihatra an’izay ianaranao?

FANTATRAO VE?

Navelan’ny Romanina hitsara ny raharahany manokana ny Jiosy. Ny Fitsarana Avo Jiosy sy ny mpisoronabe koa no namaritra hoe inona no azon’ny Jiosy atao, ary inona no tsy azony atao. Nanana fahefana hanasazy ny Jiosy izy ireo, na taiza na taiza toerana nisy an’ilay olona. Izany no nahatonga azy ireo ho afaka haniraka an’i Saoly ho any Damaskosy, mba hisambotra an’ireo Jiosy lasa Kristianina.

Sarintany ahitana an’i Damaskosy sy Jerosalema
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara